• Alakamisy 03 Janoary 2019
Actualités.Antsirabe Maty nosemporina tamin’ny “sachet” ilay tovovavy …

Nahitana fatim-behivavy iray tao Antsirabe tsy lavitry ny tranon’ny Ben’ny tanàna Paul Razanakolona ny alin’ny talata 01 janoary 2019, tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Actualités.Toetry ny andro Ambony ny maripana,ho avy ny andro ratsy

Mikasika ny mety ny ho toetry ny andro dia mety hiverina ny orana ao anatin’ny telo andro ary saika manerana ny nosy afa-tsy ny morontsiraky ny faritra Atsimo Andrefana sy Androy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Actualités.Asa fanaovan-gazety Maro ireo namana nandao ny taona 2018

Taona maloka ho an’ny tontolon’ny fanaovan-gazety teto Madagasikara ity taona 2018 ity. Maro ireo namana nindaosin’ny fahafatesana nanomboka ny volana mey hatramin’ny novambra. Lasa ny 5 mey ny namana Martin Ravonjisoanirina tao amin’ny RNM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Actualités.Zanaka vavin’i Rivo Rakotovao Nanambady ny sabotsy teo

Tontosa ny sabotsy 29 desambra teo tetsy amin’ny Ekar Faravohitra ny fitsofan-drano ny fanambadian’ny zanaka vavin’ny filoham-panjakana Rivo Rakotovao, Aina Miranto Rakotovao sy ny vadiny, Mamy Antonio Razafinimpanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Actualités.Mpanao vakansy mivoaka any amin’ny faritra Vitsy tamin’ity faran’ny taona ity

Vitsy ireo mpiala sasatra nivoaka tany amin’ny faritra tamin’ity faran’ny taona 2018 ity, raha araka ny fanadihadiana natao tetsy amin’ny toby fiantsonana Andohatapenaka. Voakasik’izany ireo miazo an’i Mahajanga ka ireo tsy maintsy mody any amin’ireo fianakaviany ihany sisa no mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Actualités.Haino aman-jery sahy milaza ny marina Hatao fahirano raha lany Rajoelina ?

Ampanantsoina eny amin’ny Commissariat Central de La Ville d’Antananarivo eny Tsaralalana ireo tompon’andraikitra eo anivon’ireo gazety vokarin’ny RLM Commmunication anio amin’ny 9 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT