• Talata 15 Janoary 2019
Actualités.Lalao Ravalomanana “Ao anatin’ny 100 andro misy asa goavana vita”

Tonga niarahaba ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana omaly ireo mpiara-miasa akaiky aminy noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Actualités.Ampijalian’ny delestazy i Toamasina Tsy ampy solika ny Jirama

Hopitaly kely – Gare routière – Tanambao V – Ankirihiry avaratra sy atsimo – Andranomadio – Cité Valpinson – Cité Haras – Ambohijafy – Asecna – Antseranampasika – Tahity Kely – Rasseta – Ampilaolava – Analamalotra – Ivoloina – Ctht – Lycée Agricole –

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Actualités.Halatra jiro eny amin’ny digin’i Fenoarivo 9 lahy migadra eny Tsiafahy

Miisa 15 hatreto ny isan’ireo olona efa tratra nangalatra ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro eny an-dalambe eny amin’iny digy mihazo an’i Fenoarivo Atsimondrano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Actualités.Mpitsara manilika andraikitra amin’ny vahoaka Mahatonga fitsaram-bahoaka, hoy i Olala

Araka ny didy navoakan’ny HCC sy ny CENI dia nahazo filoham-pirenena vaovao isika, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Olala. Hita ho nisy fahamehana teo amin’ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Actualités.Fitsarana an-tampony Ho afa-bela ve i Andry Rajoelina ?

Betsaka ny fanontaniana mipetraka eo anivon’ny fiarahamonina mahakasika ny filoham-pirenena vaovao Andry Rajoelina, indrindra mahakasika ireo raharaha nahavoarohirohy azy izay mipetraka eo anivon’ny Fitsarana an-tampony (HCJ).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra 49 miliara ariary ny tetibola 2019

Lany teo anivon’ny filankevitry ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), ny tetibola hampiasain’ny kaominina amin’ity taona 2019 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT