- Sabotsy 19 Janoary 2019
Actualités.Madeleine Ramaholimihaso Voatendry ho lehiben’ny mariboninahi-pirenena
Voatendrin’ny filankevitry ny minisitra natao omaly ho lehiben’ny mariboninahi-pirenena (Grande Chancellière de l’ordre national) Ramatoa Madeleine Ramaholimihaso, fantatry ny maro amin’ny asa ataony eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena sy ny fiarovana ny zon’olombelona.
Hamaky ny tohiny