• Zoma 25 Janoary 2019
Actualités.Andro ratsy sy ora-mikija Lasibatra ihany koa ny any Atsimo

Ny faritra Atsimon’ny Nosy indray izao no mizaka ny voka-dratsin’ny faharatsian’ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2019
Actualités.Zava-pisotro Miala any indray ny vita amin’ny voaloboka

Ankoatra ny paoma, ny voasary dia efa nahavitana ranom-boankazo ihany koa ny voaloboka eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Actualités.Raharaha Jaovato sy Rajaonarimampianina Hiakatra fitsarana amin’ny 18 febroary

Nahemotra amin’ny 18 febroary izao indray ny raharaham-pitsarana nitorian’ny depioten’Antalaha Laisoa Jean Pierre na Jaovato ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaoanrimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Actualités.Politikan’ny toetr’andro Tsy ampy ary tsy mazava ny an’i Madagasikara

Ankoatra ny resaka karama dia anisan’ny nahatonga ny hetsiky ny Gilet Jaune tany Frantsa nandritra izay 10 herinandro izay ny fampiharana ny tahan’ny karibaona (application taxe carbone).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Actualités.Fangatahana “visa” mankany Frantsa Hisy fiovana ny fikarakarana

Firenena be mpisafidy ivahinianana i Frantsa noho izy manankarena amin’ny fahasamihafana, indrindra ho an`ny kaontinanta Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Actualités.Zava-doza tany Mahajanga Nihoatra ny “bord” ny ranomasina

Nampivarahontsana ny nahita ny zava-nisy tao Mahajanga omaly maraina. Natsipin’ny rano nihoatra ny “bord” izay vita rarivato ireo vato mavesatra milahadahatra amin’iny sisin-dranomasina akaikin’ny Baobab iny.

Hamaky ny tohiny
FTT