• Talata 29 Janoary 2019
Actualités.Ikongo Raim-pianakaviana 45 taona natelin’ny rano

Raim-pianakaviana iray 45 taona no natelin’ny reniranon’i Manambolo any amin’ny distrikan’Ikongo ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Fiaran’ny minisitra sy ny ekipany Tsy mahazo manao hitsin-dalana intsony

Ny zoma lasa teo dia niatrika ny fihaonana lehibe voalohany teo amin’ny governemanta sy ny mpikambana ao aminy na ny filankevitry ny minisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Miandrandra ady amin’ny kolikoly tena izy ny rehetra

Efa nisahana andraikitra maro teo anivon’ny fitsarana malagasy ny mpitsara vaovao, Jacques Randrianasolo, hoy ny mpahay lalàna Imbiky Herilaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Fanamboarana ny Rova Hijapy ny vitan-dRavalomanana Rajoelina

Nisy fotoam-pivavahana niombonan’ireo lohandohan’ny mpisorona eto amin’ny firenena notarihin’i Andry Rajoelina teny Anatirova omaly alahady 27 janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Tsaho naely momba ny rano fisotro Nisavorovoro ny tao Toamasina

Hafalian’ny hafa tokoa ny fahorian’ny sasany raha ny zava-nisy tao Toamasina omaly alahady tamin’ny fanelezana tsaho tamin’ny fiantsoana tamin’ny finday,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Raharaha zaza tsy hita Ireo ankizy sy tanora mitsoaka no tena betsaka

Betsaka ireo ankizy sy tanora voaresaka nanaovana antso avo tamin’ny tambajotran-tserasera facebook tato ho ato fa tsy hita.

Hamaky ny tohiny
FTT