• Talata 05 Febroary 2019
Actualités.Sambo mandroba ny harena an-dranomasina Tsy mazava izay tena hevitry ny fitondrana

Amin’ny ankapobeny, tsara ny programa ankapoben’ny fanjakana (PGE) natolotry ny governemanta tarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian, raha ny fanehoan-kevitry ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany Tsihombe Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc tamin’ny fakan-kevitra natao taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Actualités.Olona akaiky an-dRajaonarimampianina Nidoboka eny Antanimora i Hugues R

Nidoboka vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora ny Mpanolotsain’ny filoha teo Hery Rajaonarimampianina dia i Hugues Ratsiferana sy ny namany iray mitondra ny anarana hoe Tantely noho ny raharaha ambara fa fangalarana entana tahaka ny fanaka, solosaina,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Actualités.Tany mihotsaka Fa inona marina no mahatonga azy ?

Raha fantatra mialoha ny loza, efa noraisina ny fepetra rehetra hisorohana azy saingy vinavina sy tombatombana ihany aloha no azo atao, indrindra ny fitandremana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Actualités.Amnesty International « Mahery setra loatra ny mpitandro ny filaminana Malagasy »

Lehilahy miisa valo voarohirohy ho mpangalatra omby no namoy ny ainy tamin’ny fomba feno habibiana hoy ny amnesty international tamin’ny fanambarana nataony tamin’ny voalohany volana febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Actualités.Mpampianatra mamily fiarakodia Mitaraina noho ny tsy fisian’ny “permis”

Tsy misy taratasy fahazoan-dalana mamily fiara hatrany na “permis” amin’izao eo anivon’ny centre d’immatriculateur na ny ivontoerana misahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Actualités.Antsiranana May kila forehitra ny sampandraharahan’ny fananan-tany

Zava-doza no niseho tao Antsiranana ny sabotsy teo. Nirehitra ary may kila forehitra ny “Service Domaine” na ny sampandraraharaha misahana ny fananan-tany any an-toerana noho ny firehetana tsy voafaritra mazava ny antony.

Hamaky ny tohiny
FTT