• Zoma 15 Febroary 2019
Actualités.Orinasa Kraomita Malagasy Mamono afo fotsiny ny fanjakana

Nanao fanambarana indray ny mpiasan’ny orinasam-panjakana Malagasy Kraomita omaly alakamisy 14 febroary tetsy amin’ny foibeny Ampefiloha ny amin’ny fanamafisana ny tsy fankasitrahan’izy ireo ny fifanarahana amin’ny orinasa rosiana Kraoma Mining sy Ferrum Mining.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Actualités.Fanaovana kolikoly Zandary 24 no naiditra am-ponja

Efatra amby roapolo no isan'ny zandary naiditra am-ponja vonjimaika tamin'ireo 336, hatramin'ny taona 2016. Araka ny vaovao nampitain'ny tompon’andraikitra sady manamboninahitra ambonin'ny Zandarimariam-pirenena, Général de Brigade Manase Jean Mananga,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Actualités.La City Ivandry Voasambotra i Eddy boaderozy

Tahaka ireny amin’ny sarimihetsika ireny ny zava-niseho tetsy amin’ny La City Ivandry omaly talata takariva manodidina ny tamin’ny 4 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Actualités.Hugue Ratsiferana Tratry ny velam-pandrika…

Niakatra fitsarana omaly i Hugue Ratsiferana, rehefa notorian’ny fanjakana, ka naiditra am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Actualités.Ambovombe Androy Potika ny tontolo iainana

Tsy mahagaga raha miverimberina hatrany ny kere any amin’ny faritra Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Actualités.HOPITALIBE ANKAZOBE May nipoahan'ny lasantsy ny mpitsabo

Kilan'ny afon-dasantsy ny Dokotera iray tao amin'ny Hopitalibe Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
FTT