• Alakamisy 28 Febroary 2019
Actualités.Mifoha ny fitakiana sendikaly maro Mananontanona sahady ny fidinana an-dalambe

Manomboka ny fitokonana sy ny fitakiana samihafa amin’izao. Io efa niaraha-nahita io ny grevin’ny mpianatry ny sekoly Politeknika eny Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Actualités.Fanompana mpitondra teo aloha Malalaka ho an’ny mpanohana fanjakana ?

Ilay fanjakana indray no toa mitady mpanenjika sy mandranitra ady eto. Tsy hiverenana ny resaka fisamborana sy fanagadrana izay hivoizana ny fampanjakana ny tany tan-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Mila mahazo toerana 42 Rajoelina

Tsy ekeko ny gaboraraka, ny fandanilaniam-poana ny volam-panjakana. Tsy azo leferina ny fanaovana tolotr’asa tsy misy asa notanterahina akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Actualités.Loza, faty olona, grevy,… Anaty krizy i Madagasikara

Mitohy tsy an-kiato ny loza samihafa eto amintsika. Rehefa tsy matin’ny valan’aretina, dia matin’ny loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Actualités.Manenjana ny sendikan’ny polisy “Avereno aminay ny asanay”

Nisy ny fivoriambe tsy ara-potoana nataon’ny sendikan’ny polisim-pirenena omaly talata 26 febroary niresahana ny lafiny fiandraketana ny fanamboarana ny pasipaoro nosintonin’ny fanjakana amin’ny polisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Hanimba ny vokatra raha tsy hiomanana

Tombanana ho 2 hatramin’ny 3 taonina isaky ny hektara ny voka-bary eto Madagasikara ary rehefa tsara ny vokatra dia mety mahatratra hatrany amin’ny 5 taonina isaky ny hektara.

Hamaky ny tohiny
FTT