- Alatsinainy 04 Martsa 2019
Actualités.Jean Nirina HAFARI Nosamborin’ny zandary
Nosamborin'ny zandarin’Itaosy ny sabotsy lasa teo i Jean Nirina Rafanomezantsoa Filohan’ny Hafari Malagasy, raha ny vaovao niparitaka omaly. Tsy fantatra mazava na efa votsotra izy na ahoana.
Hamaky ny tohiny