• Talata 05 Martsa 2019
Actualités.Jean Nirina HAFARI Nidoboka any am-ponja indray

Nampidirina am-ponja vonjimaika omaly hariva ny filoha nasionalin’ny fikambanana Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina taorian’ny nakana am-bavany azy teny amin’ny Fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Actualités.Tetikasam-panjakana momba ny tontolo iainana Mitaky fangaraharahana ny Collectif tany

Araka ny filankevitry ny minisitra natao ny 27 febroary teo, hoy ny fikambanana Collectif tany, dia toerana miisa 4 dia Antsiranana, Fianarantsoa, Toliara samy tampon-tanàna ary Analamanga no voakasiky ny tetikasam-panjakana momba ny tontolo iainana na ilay hoe horakofana ala I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Actualités.Olana fototra mampitroatra ny polisy Efa ela loatra ny fampiakarana karama farany

Araka ny tafatafa manokana nifanaovana tamina polisy vitsivitsy, mbola mitoetra ho olana goavana ny karaman’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Actualités.Fidirana ho mpianatra kaomisera 2018 Mitaraina ireo niharan’ny tsy rariny

“Maso njola ho an’ny roa, Diplaoma diso ho an’iray”. Ireo no fepetra nentina nanilihana mpifaninana ho mpianatra ho Kaomisera tamin’ny taon-dasa na tsy mitombona aza izany araka ny fiheveran’ny fianakaviana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Actualités.Kaominin’i Mahitsy RN 4 Misitraka ny asa hirahana amin’ny association AVOTRA

Tao aorianan’ny fizarana zezika sy masomboly ary sakafom-biby nanerana ny kaominina 24 ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo nataony dia moiroso amin’ny fanaovana foto-drafitr'asa samihafa indray ankehitriny ny asa sosialy ataon’ny association AVOTRA "Andry sy VOnjy ho an’ny reheTRA"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Actualités.Fanadiovana sy fisamborana Sao dia tsy antonona intsony Antanimora sy Tsiafahy ?

Tsy antonona intsony Antanimora sy Tsiafahy, raha izay mpiasam-panjakana nanao afera no ampidirina am-ponja vonjimaika avokoa. Maneho endrika firosoana amin’ny fanadiovana ny fitantanan-draharaham-panjakana ny mpitondra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT