- Alakamisy 07 Martsa 2019
Actualités.Razana nipetraka tao an-trano 10 taona taty aoriana vao hita
Nahitana razana efa maty ela tany amin'ny kaominina Tatamalaza Fandriana.
Hamaky ny tohinyNahitana razana efa maty ela tany amin'ny kaominina Tatamalaza Fandriana.
Hamaky ny tohinyHanampy ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’ny fampandrosoana sy ny fanatsarana ny tanàna amin’ny ankapobeny ny Vondrona Eoropeanina. Io no resaka nandritry ny fitsidihana ara-pomba fifanajana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana,
Hamaky ny tohinySoratana am-panambadiana amin’ny teratany Sinoa lahy ireo tovovavy Malagasy. Io no fomba entina hamoahana ireo tovovavy hamidy any ivelany miala eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny tsy naha minisitra azy sy ny fampahafantarany fa tsy ho kandida Solombavambahoaka Atoa Guy Rivo Randrianarisoa dia napetraka eo amin’ny andraikitra maha Sekretera jeneraly eo anivon’ny kaominina Antananarivo (CUA) ity depiote sady minisitra teo aloha ity.
Hamaky ny tohinyTapitra ny alatsinainy teo ny fe-potoana 48 ora nomen’ny mpiasan’ny Jirama hialan’ny Tale jeneralin’ity orinasam-panjakana mpamokatra jiro sy rano ity Aimé Olivier Jaomiary noho ny lesoka maro tsapan’izy ireo, toy ny fifaranarahana tamin’ireo vahiny izay mahazo tombontsoa mihoapampana.
Hamaky ny tohinyTeratany Sinoa iray efa niditra am-ponja no tra-tehaka teo am-pifohana mahadomielina. Nandritra ny fisavana ny toerana nipetrahany no nahatrarana rongony 21,6 g teny aminy ary nahitana sokatra miisa 24 tao anaty gony . 39 taona ity teratany vahiny ity izay voasambotry ny polisy miady amin’ny zavamahadomelina (STUP) Anosy,
Hamaky ny tohiny