• Alarobia 20 Martsa 2019
Actualités.29 MARTSA 1947

9 andro mialohan’ny fahatsiarovana ny datin’ny 29 martsa 1947 dia mbola mangingina hatreto ny fanomankomanana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Martsa 2019
Actualités.Mpanao aferana boaderozy Hogadraina any Nosy lava…

Hamboarina sy hatsaraina ny fonja any Nosy lava amin’izao fotoana izao. Isan’ny fanambin’i Andry Rajoelina ny fananganana fonja manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Martsa 2019
Actualités.Vary mora Ketrika maloton’ny Pakistanais?

Fantatra izao, fa « brisure » ny 25% n’ilay vary mora nafaran’ny fitondram-panjakana izany hoe misy ampahefany potipotika vary nafarana avy any Karachi Pakistan, dia mitovy amin’ireo vary « stock tampon »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Martsa 2019
Actualités.Manohy fianarana any ivelany I Kanada sy Etazonia no tena mahaliana ny mpianatra Malagasy

I Kanada miteny frantsay sy anglisy ary Etazonia no anisan’ny firenen-dehibe tena mahaliana ireo tanora mpianatra Malagasy maniry hanohy fianarana any ivelany amin’izao, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny faneducation agency.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.Marc Ravalomanana “Tena namela mamy i Manandafy”

« Anisan'ny nianatra sy naka tahaka azy aho... Indreto izahay tonga mifankahery, mifampionona, noho ny nandaozan'ny Raiamandreny, ilay andrarezina, ilay mpanao politika mahay, nahafoy ny ainy tamin'ny andro sarotra rehetra, tsy nitsahatra nanoro hevitra sy nanampy ...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.Raharaha kolikoly tao amin` ny ENMG Misy minisitra teo aloha voarohirohy

Niakatra fampanoavana ny zoma lasa teo teny amin`ny Pole Anti-Corruption (PAC) ny raharaha fifaninana hidirana ao amin`ny sekoly ambony fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha (ENMG).

Hamaky ny tohiny
FTT