• Alakamisy 28 Martsa 2019
Actualités.Kaominina Alasora sy Carry le Rouet Frantsa Matotra ny fiaraha-miasa

Tao anatin`ny roa taona dia nisy fiaraha-miasa teo amin`ny kaominina Alasora sy ny kaominina Carry Le Rouet any Frantsa izay mampifandray mpianatra sy ankizy tanora ao anatin’ireo kaominina roa ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Actualités.Kaominina Antsirabe I Mikorontana tanteraka

Miha mafy ny fitokonan’ireo mpiasan’ny kaominina Antsirabe ambonivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Actualités.Kaominina Antsirabe I Mikorontana tanteraka

Miha mafy ny fitokonan’ireo mpiasan’ny kaominina Antsirabe ambonivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Actualités.Firaisankinan’ny sendika eto Madagasikara Misintona lakolosy momba ny resaka karama

Tsy mipetra-potsiny akory ny firaisankinan’ny sendika eto Madagasikara na ny SSM fa miezaka ny mijery sy manara-maso akaiky ireo zava-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Actualités.Tsy fanajana ny zon’olombelona Tena mbola misy eto Madagasikara

Mbola ahitana endrika tsy fanajana ny zon`olombelona eto Madagasikara raha ny fanazavana nentin`ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fiarovana ny zon`olombelona (CNIDH).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Actualités.Mpikambana HAFARI Nitory ilay karana nampiditra am-ponja ny filohany

Tsy hanaiky hatramin’ny farany ireo mpikambana eo anivon’ny HAFARI Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT