- Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Ny polisy indray no nanakorontana
Mahamenatra ny zavatra nataon’ny Polisy teto Manakara nandritra ny lalao baolina kitra nihaonan’ny 3FB Vohipeno
Hamaky ny tohinyMahamenatra ny zavatra nataon’ny Polisy teto Manakara nandritra ny lalao baolina kitra nihaonan’ny 3FB Vohipeno
Hamaky ny tohinyMikatso tanteraka indray ny fampianarana ambaratonga ambony eny amin’ny oniversiten’Antananarivo noho ny fanamafisan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (SECES) sampana Antananarivo ny fitakiana.
Hamaky ny tohinyTelo volana latsaka kely nitondrana ny firenena ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina sy ny ekipany.
Hamaky ny tohinyGaga sy talanjona ny rehetra nahita ny fipariahan’ny sary maneho ireo gidro Malagasy Maki any ampitan-dranomasina, izay tsy fantatra mazava ny nahatongavany.
Hamaky ny tohinyNisy ny asa fakana an-keriny teto Antananarivo tamin’ny herinandro lasa izay nahatrarana ireo olon-dratsy.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly alakamisy 4 aprily ny atrikasa natao nandritra 2 andro tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina nanaovana ny tomban’ezaka nasionaly mahakasika ny famotsiam-bola sy ny famatsiam-bola amin’ny asa fampihorohoroana.
Hamaky ny tohiny