• Talata 09 Aprily 2019
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra Manitatra sy manamboatra ny sisin-dalana

Taorian’ny fotoam-pahavaratra sy ny fandalovan’ny rivodoza farany teo dia nanarina ireo fotodrafitrasa simba teto Antananarivo ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2019
Actualités.Mpanakanto Pierrot Matatana Marary mafy tsaboina ao Befelatanana

Marary tsaboina ao amin’ny hopitaly Befelatanana ny mpanakanto Pierrot Matatana, izay tsy zoviana amintsika intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Tantara mitohy PIRATY SA ORIZINALY ?

Mpirahalahy i Balita sy Sandy, Balita kamo mianatra fa mahitahita lalana hanaovana bizina hividianana diplaoma, nety hatrany ny teti-dratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Tsy fanajana ireo Malagasy tany Koweit Tsy ampy ny fandraisan’andraikitry ny fitondrana

Anisan’ny delegasionina nalefa tany Koweit amin’ny maha mpitsirika teo anivon’ny minisiteran’ny asam-bahoaka ny faran’ny taona 2011 aho, hoy i Moussa Soalihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Nisavoritaka i Maroantsetra 2 maty, trano 22 may kila forehitra

Sakoroka tanteraka ny tao Maroantsetra ny sabotsy teo. Olona roa no maty, trano 22 may kila forehitra, ary telo no voaroba.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Mpampianatra vao 23 taona Naolana avy eo nesorina ny ainy

Raiki-tapisaka amin’ny Malagasy ankehitriny ny famonoana olona. Mpanaben’ny EPP Mahazoarivo, Ivandrika, tany Farafangana vao 23 taona no hitan’ny mpandalo efa tsy nisy aina intsony, tamin’ny 1 ora ny sabotsy teo. Voaolana izy ity mialoha ny namonoana azy, raha ny fampitam-baovao ofisialin’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT