• Alakamisy 11 Aprily 2019
Actualités.Tsy voafehy intsony i Maroantsetra Vaky indray ny fonja

Tsy milamina akory ny raharaha momba ny gidragidra nahafaty olona roa noho ny savorovoron’ny vahoaka sy ny polisy, niampy fahamaizana trano miisa 22 ny takarivan’ny sabotsy 6 aprily teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Actualités.Fanjakana sy ny mpitsara Raikitra koa ny gidragidra…

Tsikaritra ny ady mangatsiaka eo amin’ny fanjakana sy ny mpitsara amin’izao fotoana izao, ary manomboka vaky ambatolampy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Actualités.Mpiasan’ny fananan-tany Hiasa sady hitolona

Nanova paikady hahafahana mangataka ny famoahana ny tale jeneraliny nampidirina am-ponja vonjimaika ireo mpiasan’ny fananan-tany rehetra etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Actualités.Trano miorina etsy Anosy Nandefa taratasy fitarainana ireo mpivarotra voninkazo

Tafiditra ao anatin’ny tsenan’Ambohijatovo ny tsenam-boninkazo etsy Anosy. Nanana olana anefa ireo mpivarotra ao an-toerana nanomboka ny 23 martsa alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aprily 2019
Actualités.Zandary sy polisy Ahiana hihamafy ny ady mangatsiaka

Taorian` ny tranga niseho tany Maroantsetra ny faran’ny heriandro lasa teo, dia ahiana hiverimberina ny olana raha mbola mitanila ny fandraisana fepetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aprily 2019
Actualités.Ala honko eto Madagasikara Mahatratra 250 000 Ha

Nanomboka omaly talata 09 aprily tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny atrikasa maharitra 3 andro hifanampiana sy hifampizarana traikefa ny amin’ny fikirakirana ireo tarehimarika mahakasika ny ala honko (Mangroves).

Hamaky ny tohiny
FTT