• Zoma 03 Mey 2019
Actualités.Fangoronan-karena mampiahiahy Mihorohoro ny hohenjehina ny Filoha

Nodiana adala sy toa nezahina natao izay tsy hahatontosa ny fandinihana sy ny fandaniana ny volavolan-dalàna momba ny harena azo tamin’ny fomba maloto na ny “avoirs illicites”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Actualités.Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Mifaningotra tanteraka amin`ny politika

Homarihana anio 3 mey ny andro maneran-tany ho an’ny falalahan’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Actualités.Feno 2 taona ny TOP Radio 102.8Fm Sahy hiteny ho an`i Gasikara hatrany

Feno 2 taona katroka omaly alakamisy 2 mey ny onjam-peo tsy miankina Top Radio eo amin’ny mari-drefy 102.8Fm, izay manana ny endriny hafa mihitsy ankehitriny na eo amin’ny fitantanana na ny fandaharana vokarina, izay miezaka mizara ny soa sy ny tsara ho fanasoavana ny fiarahamonina sy ny firenena izay miseho amin’ny endrika samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Actualités.Karama farany ambany miakatra Tsy tokony harahina fisondrotan’ny vidim-piainana

Nihatra ny fampiakarana ny karama farany ambany ho 200 000 Ariary raha 155 523Ar talohan’izao fanapahan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Actualités.Kamiao nivadika tany Manakara Tafiakatra 6 ireo miaramila maty

Tafakatra enina hatramin’ny omaly tokony ho tamin’ny 02 ora maraina ny isan’ireo miaramila namoy ny ainy vokatry ny fivadihan’ilay fiaraben’ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny BNGRC

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Actualités.Karama farany ambany Nanaiky ilay 200 000 Ar ny Vondron’ny mpampiasa

Tapaka fa 200 000 Ariary ny karama farany ambany eto Madagasikara. 173 ora isam-bolana ny ora iasana, tsy hitakiana hetra ny karama latsaky ny 350 000 Ariary.

Hamaky ny tohiny
FTT