• Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Raharaha kolikoly avo lenta Nidoboka am-ponja ny lohona Bérthin A.

Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny sabotsy 4 mey lasa teo ny loholona Berthin Andriamihaingo. Voasaringotra amina raharaha fanodinkodinana volabe manodidina ny 618 137 053,72 Ariary niaraka tamina olona maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Tsy maintsy hampidirina CNaPS ny mpiasa rehetra

Niompana bebe kokoa tamin`ny fanatsarana ny asa sy ny tontolony eto Madagasikara ny filankevitry ny minisitra ny zoma 03 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Voasoratra fa maty teto Madagasikara ny 2014 Mangataka taratasim-pahavelomana i Rais Khan

Nahoana no mbola velona i Rais Khan Mohidinkhan kanefa efa nanaovana fanambarana taty Madagasikara fa maty, miaraka amin'ny taratasim-pahafatesana na « acte de décès » ara-dalàna? Hoy ny manam-pahefana Maorisianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Namotsotra gadra halefa teny Antanimora Polisy 3 mianadahy nampidirina am-ponja

Polisy telo mianadahy ny sabotsy teo nampidirina am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjaben’Antanimora. Araka ny loharanom-baovao azo, namotsotra lehilahy iray teny an-dalana avy niatrika ny fampanoavana izy ireo ary tokony hamita ny saziny eny amin’ny fonjaben’Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Ampasampito Frantsay iray nihantona tao anaty hotely

Teratany frantsay iray no tazana efa maty fa nihantona tao amin’ny efitranom-bahiny nisy azy teo Ampasampito.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Actualités.Nihatsara ny kalitaon’ny asa eny Ivato 40 minitra dia tafavoaka ny seranam-piaramanidina

Hita taratra ny fihatsaran’ny tolotra eny amin’ny seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena eny Ivato amin’izao fotoana, raha ny fanamarihan’ny mpandeha.

Hamaky ny tohiny
FTT