• Zoma 10 Mey 2019
Actualités.Madagasikara sy ny Vondrona Eoropeanina Mpiara-miombon’antoka ao anatin’ny fifanajana

60 taona izao ny fifandraisana teo amin’i Madagasikara sy ny Vondrona Eoropeanina, anisan’ny nanampy an’i Madagasikara tamin’ny fifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Actualités.Mpiraki-draharaha notapahan-tongotra Nodimandry noho ny aretim-po

Nodimandry omaly maraina rehefa narary fo nanomboka tamin’ny taona 2016 tany ho any i Nadia Razanamparany, ilay mpiraki-draharaha teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Actualités.Rivo R sy Lalatiana A Raikitra ny ady…

Ny alatsinainy 06 mey lasa teo no namoaka fanambarana maneho ny fisiana karazana sivana sy antsojay tsy fahafahan’ny antenimierandoholona mandefa vaovao amin’ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM Atoa Rivo Rakotovao, filohan’io andrim-panjakana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Actualités.Ivontoeram-panofanana arak’asa etsy Ambohidratrimo Notsidihan’ny talen’ny UNESCO

Tonga nitsidika ny ivontoeram-panofanana arak’asa etsy Ambohidratrimo omaly ny tale rejionaly eo anivon’ny Unesco izay rafitra iraisam-pirenena eo anivon’ny firenena mikambana, Ann Therese Ndong Jatta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Actualités.Jean Nirina HAFARI Nafahan’ny fitsarana madiodio

Nivoaka omaly ny didy momba ilay raharaha kianjan’Anosizato izay nitoriana karana mpanam-bola iray ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Actualités.Fanarenana ny Rova Efa vitan-dRavalomanana ny 70%-n’ny asa

Rovan’Antananarivo no harenina, hoy ny tale jeneralin’ny kolontsaina eo anivon’ny minisiteran’ny kolontsaina, Françis Razafiarison. Singa iray ao anatin’ny Rova toy ireo lapa maromaro ao ny lapan’i Manjakamiadana sy lapan’i Besakana fa tsy Rova ireo akory.

Hamaky ny tohiny
FTT