• Alatsinainy 13 Mey 2019
Actualités.Famokarana Herinaratra Toby « hydrolienne » 80 apetraka manerana ny nosy

Hampiroboroboana eto Madagasikara ny fampiasana ny teknolojia famokarana herinaratra "hydrolienne". Lakandrano kely no ampiasaina mba hahafahana mamatsy herinaratra tsy an-kiato ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Actualités.Distrikan’i Betroka Nosamborin’ny zandary ny delegem-panjakana

Fantatra, araka ny vaovao voaray avy any an-toerana fa nosamborin’ny zandarimariam-pirenena any Betroka afak’omaly sabotsy 11 mey 2019 ny delegem-panjakana any an-toerana noho ny fanaovana hosoka taratasin’omby “FIB”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Actualités.Ambohibe Didy Ambatondrazaka Vitan’olon-tokana « Borne » ny tanàna manontolo

Mitaraina amin’ny tompon’andraikitra mahefa ary nandefa solontena 5 niakatra eto Antananarivo nitatitra ny zava-misy any amin’ny tanànan’izy ireo ny vahoakan’Ambohibe ao amin’ny kaominin’i Didy distrikan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Actualités.Toe-draharaha ao amin’ny CNaPS Taratry ny tsy fahamatoran’ny mpitondra

Tsy mbola nisy ny fanendrena Tale jeneralin’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) hatramin’izao, na dia efa tamin’ny 20 martsa 2019 aza no nandraisana fanapahan-kevitra tao amin’ny filankevitry ny minisitra fanesorana ny teo aloha Atoa Arizaka Rabekoto Raoul.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Actualités.Ambohidahy sy Nanisana Hihenjan-droa koa ny tady ?

Miteraka resabe ny raharaha OMACI. Nisy ny fitondrana mpitandro filaminana nandritra ny famindram-pahefana teo amin`ny tale jeneraly teo aloha sy ny minisiteran`ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Actualités.Sendikan’ny Mpiasan’ny Fadin-tseranana Tafaverina filoha i Andrianavalona Herizo

Navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy 9 mey tetsy amin’ny Hotely Le Pave Antaninarenina ny vokatry ny fifidianana nokarakarain’ny Komity mikarakara izany eo anivon’ny fadin-tseranana (KOMIFIDOU) tamin’ny 26 aprily 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT