• Zoma 24 Mey 2019
Actualités.Delestazy tsy ifankahitana Mikomy amin-dRajoelina ny karana…

Maizina tanteraka ny ankamaroan’ny tanàna teto Antananarivo omaly takariva tamin’ny 5 ora sy sasany-8ora sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Actualités.Gadra tafatsoaka tao Vohitany « Nisy tsikombakomba »

Niaiky ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja eto Madagasikara, Didier Djibril Camarade, fa nisy tsikombakomba tao matoa nisy iny lositra na fitsoahana gadra nitranga tany Vohitany iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Actualités.BY-PASS Maty voadonan’ny fiara ilay mpangalatra

Tovolahy voalaza fa mpangalatra, manodidina ny 30 taona no maty voahitsaky ny fiarakodia madinika omaly maraina tokony ho tamin’ny 5 ora sy fahefany teny Ankazobe By-pass.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Actualités.Vehivavy mpandraharaha ny fonja Nanangana birao nasionaly

Miezaka ny manampy hatrany ireo olona sahirana manodidina azy ny fikambanan’ny vehivavy mpandraharaha ny fonja sy ireo vadin’ny mpandraharaha ny fonja eto amintsika na ny AFAP.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Actualités.Ramatoa 60 taona nivarotra rongony Nalefa eny amin’ny fonjan’ Antanimora

Ramatoa tokony ho 60 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy ny alarobia 22 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, teny Amboanjobe Andoharanofotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Actualités.FIM 2019 Handray anjara voalohany ny Belza

Nanomboka ny alatsinainy 20 mey teo ary hifarana amin’ny sabotsy 25 mey ho avy izao ny fitsidihana ara-toekarena ataon’ireo solontenan’ny orinasa avy any Belgique.

Hamaky ny tohiny
FTT