• Zoma 07 Jona 2019
Actualités.Tanora nifanafika Sakoroka be teny Faravohitra

Sakoroka sy savorovoro no niseho teny Faravohitra akaikin'ny lisea tao anatin'ny firavan'ny mpianatry ny lisea omaly hariva, raha ny vaovao niparitaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Actualités.International Tourism Fair Madagascar 2019 Mpisehatra ara-pizahantany 300 no handray anjara

Hotontosaina eny amin’ny CCI Ivato amin’ny 13 hatramin’ny 16 jona ho avy izao indray ny hetsika International Tourism Fair Madagascar andiany fahavalo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Actualités.Sambaina Manjakandriana Fatim-behivavy efa simba hitan’ny olona

Fatim-behivavy iray no hitan’ny fokonolona tany Andraraody fokontany Mandimbisoa Kaominina Ambanivohitra Sambaina, distrikan’i Manjakandriana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Actualités.Fifandraisan-davitra Hisy fihatsarana hatramin`ny 2021

Hisy fihatsarana ho an`ny 3 taona manaraka, raha ny tombana navoakan`ny Ways Guy Reports na eo amin`ny kalitao na eo amin`ny vidiny amin`ny sehatry ny fifandraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Actualités.Clément Jaona, filohan’ny SMM “Aleo foanana ny HCJ …”

Mila foanana ny fitsarana ambony na ny HCJ (Haute Cour de Justice), izay natao hitsarana ireo olom-panjakana ambony, toy ny filoham-pirenena, filohana andrim-panjakana, praiminisitra, minisitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Actualités.Voka-pikarohan’ny Malagasy Tsy misy vidiny amin-dRajoelina…

Andrasana izay ho fihetsika ataon'ny filoham-pirenena amin'ireo avara-pianarana sy manampahaizana Malagasy maro be fa tsy ny voka-pikarohana ataon'ny Frantsay momba ny harena ankibon'ny tany no mampirehareha.

Hamaky ny tohiny
FTT