• Zoma 14 Jona 2019
Actualités.Kaominina Talatamaty Nitondra am-bavaka ny firenena

Nitondra am-bavaka ny firenena ny kaominina Talatamaty, ny alarobia hariva teo, tao amin’ny Ekar Faralaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Actualités.Mitaintain-dava ny vahoaka Mitombo isa ireo miaramila tsy voafehy…

Raharaha mafampana ny mombana miaramila miisa 34 naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fahafatesana sivily miisa telo hita faty tao amin’ny Reniranon’i Onive tao Ampitatafika distrikan’Antanifotsy ny 31 mey taorian’ny nisamborana azy tany Ambohimahasoa ny 21 mey lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Actualités.Rivo Rakotovao « Manahirana io vidin-tsolika io »

Vita ny tatitry ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI), andrasana ny fampidinana vidin-tsolika. Araka ny fanamby nataon`ny filohan`ny Repoblika, tsy maintsy hahena ny vidin-tsolika ary efa nanaiky izany ireo mpandraharaha, hoy ny minisitry ny vola Randriamandranto Richard.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2019
Actualités.Kaontim-bola any amin’ny banky Arahi-maso ny mpanao politika sy olona ambony

Arahin’ny fanjakana maso akaiky ny kaontin’ny mpanao politika sy ny mpiasam-panjakana ambony toy ny Tale jeneraly na “cadre” ambony amin’ny orinasa, izay sokajiana amin’ny hoe “client sensible” amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Actualités.Fandrarana ny tsipoapoaka Nanao fahadisoana indray ny mpitondra…

Manamarika ny fetim-pirenena ny tsipoapoaka saingy manamafy ny tompon’andraikitra ara-panjakana samihafa fa voarara ny fivarotana sy fanapoahana azy amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Actualités.Haino aman-jery Hakatona izay tsy manara-dalàna

Nilatsaka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina fa anisan’ny asa lehibe iantsorohan’izy ireo ny fanadiovana ny tontolon’ny haino aman-jery.

Hamaky ny tohiny
FTT