- Talata 18 Jona 2019
Actualités.Arabe Andrianampoinimerina Analakely Voadio ny tatatra lehibe
Tontosa ny fanadiovana sy fanamboarana tatadrano lehibe na ovoïde tao ambanin’ny Arabe Andrianampoinimerina eo Analakely.
Hamaky ny tohinyTontosa ny fanadiovana sy fanamboarana tatadrano lehibe na ovoïde tao ambanin’ny Arabe Andrianampoinimerina eo Analakely.
Hamaky ny tohinyHisy ny fanadihadiana atao amin’ireo voakasika ny 2 jolay izao mba hamahana ny olana ifandroritan’ny kaompania Air Madagascar sy ny Air France.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fiofanana natrehin’ireo mpiasan’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana dia nahazo fitaovana arifomba ihany koa izy ireo.
Hamaky ny tohinyEfa nalefa any amin’ny filoham-pirenena ny 2 jona lasa teo ny anaran’ireo olona 3 hisafidianany ka tendrena ho tale jeneralin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco)
Hamaky ny tohinyNiely ny tsaho fa maty voatifitra tany Mahereza ny tenako raha namonjy voka-dehiben’ny fiangonana tany, hoy ny kandida ho depiote tao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo farany teo, Jhonny Rakotoarisoa.
Hamaky ny tohinyHifarana anio zoma 14 jona ao amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely rehefa naharitra roa andro, ny “team building project” na fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny