• Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fisavana tetsy Mahamasina Nampijaly ny mpanao gazety

Nampitaraina mpanao gazety maro ny fihetsika nataon’ireo mpiambina niasa teo amin’ny vavahady fidirana niditra tao amin’ny kianjaben’i Mahamasina, nanaovana ny matso omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona teny Ivato Tontosa tao anatin’ny fifankatiavana sy ny firahalahiana

Tontosa tao anatin’ny fifankatiavana sy ny firahalahiana ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-59 niverenan’ny fahaleovantena, ho an’ny kaominina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Afomanga Karazany vaovao no nampiasaina

Nanomboka tamin’ny 6 ora hariva dia efa rakotra olona teny Anosy ny 25 jona lasa teo, niandry ny fipoahan’ny Afomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Actualités.Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Mety jeneraly na minisitry ny fitsarana teo aloha

Tapitra ny alahady 23 jona lasa teo ny fe-potoam-piasan’ny Tale jeneralin’ny Bianco Atoa Jean Louis Andriamifidy. Andrasana kosa ny fanendren’ny filoham-pirenena izay ho solony taorian’ny sivana nataon’ny CSI (Comité pour le Sauvegarde de l’Intégrité) izay naharay antontan-taratasina kandida miisa 64 nanaovana sivana ka nahazoana anarana 10, ary 3 no voatazona farany hisafidianan’ny filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Actualités.Analakely sy Mahamasina Hentitra dia hentitra ny fitandroana ny filaminana

Ao anaty fanomanana ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan`ny fahaleovantena isika amin`izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Actualités.Filàna dera amin’i Paul Kagame Sarontsaronana ny tena zava-misy eto

Higadona eto Antananarivo anio talata 25 jona ny Filohan’i Rwanda Paul Kagame, izay vahiny manokana sy manan-kaja amin’ny fankalazana ny faha-59 taona nahazoantsika ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
FTT