• Alarobia 03 Jolay 2019
Actualités.Fiombonam-po tamin’ny baolina Tokony hampiharintsika isan’andro, hoy ny CFM

Arahabaina isika malagasy nahavita ny asaramanitra ary mbola miondrika eo anatrehan’ireo vahoaka nidonam-pahoriana, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM, Gerard Ramamimampionona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Actualités.Nosy Sainte Marie Hatao laharam-pahamehana ny fiarovana ireo trozona

Hotontosaina ny 11 ka hatramin’ny 14 jolay izao any Sainte Marie ny hetsika “Festival des Baleines” andiany faha-5, raha ny fanazavan’ireo mpikarakara tetsy amin’ny minisiteran’ny fizahantany etsy Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Actualités.Ady amin`ny kolikoly Nitombo ny tetibolan`ny PAC

“Tsy nahena araka ny fanamambarana nataon`ny fiarahamonim-pirenena azy fa nampitomboina ny tetibolan`ireo rafitra iadiana amin`ny kolikoly”, hoy ny minisitry ny fitsarana, Jean Jacques Randrianasolo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Actualités.Lalàna mikasika ny fananana azo tsy ara-dalàna Hihatra tokoa ve sa an-taratasy fotsiny ?

Misaotra an’Andriamanitra aho, hoy ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, fa ela no niadiako mikasika ny mba hisian’izany lalàna momba ny fananana azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna izany ary tanteraka ihany izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Actualités.Hafampana eny Anosy Hotsaraina anio ireo Miaramila 27

Hiakatra fitsarana anio talata 02 jolay 2019 ny raharaha fatin’olona telolahy hita nifatotra tao amin’ny reniranon’i Onive teny Ampitatafika, distrikan’Antanifotsy ny 31 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Actualités.Halatra rano “Tsy azo leferina mihitsy”, hoy ny JIRAMA

Saron’ny sampana mpanao «ratissage» ao anatin’ny Fitaleavana misahana ny fiarovana ny fidiram-bolan’ny rano (DPRO) eo anivon’ny orinasa JIRAMA,

Hamaky ny tohiny
FTT