- Zoma 12 Jolay 2019
Actualités.Sarin’ny barea, autocollant, “face painting” Nifandrombahana teny Anosy
Nangotraka ny fitsenan’ny Malagasy ny lalao nifanandrinan’ny ekipam-pirenena Barea sy ny
Hamaky ny tohinyNangotraka ny fitsenan’ny Malagasy ny lalao nifanandrinan’ny ekipam-pirenena Barea sy ny
Hamaky ny tohinyMiisa 180 hatramin’ny omaly ireo onjam-peo sy fahitalavitra tonga nanao fanambarana momba ny antontan-taratasy eo am-pelatanan’izy ireo, teny anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.
Hamaky ny tohinyEfa miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny lalao baolina kitra hifanandrinan’ny ekipam-pirenena Barea amin’i Tunisie indray anio alakamisy alina ny rehetra.
Hamaky ny tohinyMikasika ireo mpivarotra sy mpitsinjara rongony eto Ampitatafika, hoy ny ben’ny tanàna ao an-toerana, Rado Ramparaoelina, dia nisy mpivady efa tratra ary nalefa any Antanimora, 3 volana lasa izay.
Hamaky ny tohinyZava-misy maneran-tany ny hoe mihetsipo rehefa ny ekipam-pirenen’ny tena no mandray anjara amina fifaninanana goavana toy ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra, hoy ny dokotera Domoina Soakanto Rakotonoely.
Hamaky ny tohinyVelon-tairaina ny ankamaroan’ny mponina eto an-dRenivohitra sy ny manodidina satria saika isan’andro no hisiana fahatapahan-jiro amin’ny toerana samihafa. Ao anatin’ny fotoana fanarahana ny Lalaon’ny CAN 2019 anefa isika,
Hamaky ny tohiny