• Alatsinainy 22 Jolay 2019
Actualités.Madagasikara-Indonezia Ambany ny tahan’ny fifanakalozana ara-barotra

Ambany ny tahan’ny fanafaran’entana sy ny fifanakalozana ara-barotra ataon’i Madagasikara any Indonezia amin’izao fotoana izao nefa maro be ireo sehatra azo trandrahana sy ahafahana mampiasa vola eo amin’ny sehatry ny varotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Actualités.Hamirifiry mandritra ny telo andro Efa vonona amin’ny akanjo mafana ny olona

Araka ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro, dia hamirifiry ary hangatsiaka, hidina ambany dia ambany ny maripana amin’ireo faritra eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Entana 500 kaontenera hopotehina na hatao lavanty

Kaontenera 500 isa feno entana ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina no voalaza fa tsy maintsy hopotehina na atao lavanty ireo entana tsy misy mpaka. Mihitsoka sy mibahan-toerana ao amin’ny faritry ny ladoany ireo kaontenera ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Actualités.Feno 60 taona ny fandraharahana ny fonja Hezahina ny fanajana ny zo maha olona

Notanterahina omaly alakamisy 18 jolay teny amin’ny minisiteran’ny Fitsarana Anosy ny faha-60 taonan’ny fandraharahana ny fonja. Lohahevitra tamin’izany ny hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Actualités.Filaminana, fitiavana, fifanampiana Tokony hatao andron’i Mandela ny andro rehetra

Marihina amin’ny fomba ofisialy anio 18 jolay ny andro ho an’i Nelson Mandela na ny “Mandela Day”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Actualités.Lalana Zafy Albert Hotokanana amin’ny heriny anio

Nampahafantarina tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly fa feno ny fepetra ahafahana mampitondra ny anaran’ny lalana manoloana ny kianjan’Alarobia izay mifanjohy amin’ny lalana Ranaivo Paul sy Andriatsihoarana ho lalana Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT