- Alakamisy 25 Jolay 2019
Actualités.Olan’ny fananan-tany Taratasy hosoka matetika no fositra
Voafitaky ny antontan-taratasy tsy izy ny mpiasan’ny fananan-tany, hoy ny fanazavan’Atoa Tsilavina Safidy Herizo, “inspecteur de domaine”.
Hamaky ny tohinyVoafitaky ny antontan-taratasy tsy izy ny mpiasan’ny fananan-tany, hoy ny fanazavan’Atoa Tsilavina Safidy Herizo, “inspecteur de domaine”.
Hamaky ny tohinyNahita marimaritra iraisana momba ny saran' ny fitaterana solika ireo mpitatitra akoranafo eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNisy ny fanomezana tolotr’asa ho an’ireo tanora manana diplaoma bakalorea no ho miakatra nokarakaraina fikambanana As’sidus tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny faneken’ny filankevitra monisipaly eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), ny hanomezana anarana ny lalana miainga eo Pulman Ivandry,
Hamaky ny tohinyAtony maro no mahatonga ny olona saritra tenenina sy atoro ary mora tohina, hoy ny mpampianatra sady mpanabe iray.
Hamaky ny tohinyMampitaraina ireo tantsaha mpamboly lavanila any amin’ny Distrikan’Antalaha ny fanamparam-pahefana ataon’ny mpitandro ny filaminana any amin’ny kaominina sasany tahaka ny any Antananambo raha ny tatitry ny solombavambahoaka Nasira Julien izay voafidy tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny