• Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Actualités.Kolikoly avo lenta Namoahana didy fampikarohana Rtoa Peta

Namoahan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny « Pôle Anti-Corription »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Actualités.Fanotoran-tany tsy am-piheverena Hanao fanambarana ny SECES

Nanao tatitra mikasika ny fitakiana samihafa nataony ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na ny SECES Sampana Antananarivo notarihin’ny filohany Sammy Grégoire Ravelonirina ny 22 aogositra teo. efa misy lasa any amin’ny Primatiora ireo fangatahan’ny mpampianatra mpikaroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Actualités.Fiaram-panjakana nanararao-pahefana Voasazy avy hatrany ilay Tale

Namoaka taratasy ofisialy fialan-tsiny omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Pr Rakotonirina Julio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Actualités.Lahatra Andriamahatsangy “Tena ilaina ny tanàn-dehibe vaovao saingy…”

Tena ilaina ny fisian’ny tetikasa tanàn-dehibe. Ny fahitako azy amin’ny ankapobeny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Actualités.Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

Hita tamina gazety mpiseho isan’andro iray omaly alarobia 21 aogositra ny antso tolo-bidy misokatra amina tsenan’asam-panjakana (Appel d’offre ouvert) mitondra ny laharana 003-DRAHTP/SRTP/BOENY/CP18/FER.2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Actualités.Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

Mbola banga tanteraka ny toeran’ny tale jeneralin’ny orinasa JIRAMA amin’izao, taorian’ny fanesorana an’Atoa Jaomiary Olivier, tale jeneraly teo aloha, taorian’ny filakenkevitry ny minisitra farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT