- Zoma 13 Septambra 2019
Actualités.Olana ara-taratasy Ahiana hifandramatra ny samy mpino Silamo
Ahiana hivadika zavatra hafa ny olana misy eo amin’ny samy mpino Silamo.
Hamaky ny tohinyAhiana hivadika zavatra hafa ny olana misy eo amin’ny samy mpino Silamo.
Hamaky ny tohinyTontosa ny 10 septambra lasa teo, ny fametrahana ny vato fototry ny Lapan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao amin’ny Distrikan’Avaradrano,
Hamaky ny tohinyAraka ny fanapahan-kevitra navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) lah° 16-HCC / D3, tamin'ny 05 septambra 2019, mametra ny fitsipika anatiny ifampifehezan’ny Antenimieram-pirenena, voatsiahy ao amin’ny fanapahan-kevitra navoakan’izy ireo lah° 07-HCC / D3, tamin'ny
Hamaky ny tohinyNanao tomban’ezaka nandritry ny fitandroana ny filaminana tamin’ny fandalovan’ny Papa Fransoa teto Madagasikara tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava omaly ny avy eo anivon’ny tafika Malagasy tamin’ny alalan’ny Emmonat ary notronin’ny avy eo
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fitarainana nataon’ireo mpivarotra hani-masaka teny Soamandrakizay ny faran’ny herinandro teo noho ny fatiantoka nahazo azy ireo dia namaly avy hatrany ny teo anivon’ny fiadidian’ny Repoblika omaly.
Hamaky ny tohinyToy ny fanaony isan-taona dia nanatanteraka ny kaongresy faha-11 tetsy amin’ny St Michel Amparibe tao anatin’ny 11 taona nisiany ny fikambanan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fitsaboana amin’ny alalan’ny fanarenana ara-batana na Akima.
Hamaky ny tohiny