• Alarobia 25 Septambra 2019
Actualités.Vilany vita gasy Voarara ao La Réunion fa mankarary

Tombanana ho olona 400 isan’andro, maneran-tany no mamoy ny ainy vokatry ny aretina antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Actualités.Pimaso ho an’Antananarivo Tonga ny kamio hanala « fako politika »…

Hita nampiasaina tamin’ny Tagnamaro andiany faha-7 ny sabotsy teo ny « camions multibennes » lehibe, nampiasaina nitaona fako nandritra io hetsika io ny 21 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Actualités.Fivoriamben’ny Firenena Mikambana Nolazaina fa namono olona 4000 ny zandary Malagasy

Voaresaky ny ONG anankiray tao anatin’ny Fivoriamben’ny Firenena Mikambana na ny ONU tanterahina any New York Etazonia ny momba an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Actualités.Fivoriamben’ny ONU any New York Tsy sahy nankany ny filoha Rajoelina ?

Tanterahina any New York any Etazonia nanomboka omaly 24 septambra ny fivorianambe faha-74 ho an’ny Firenena Mikambana na ny ONU.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2019
Actualités.Asam-panjakana ambony Mbola mihafihafy aloha ny tanora

Noventesin’ ny Filoha Rajoelina ary nivoiziny mafy hatrany fa ny tanora no apetraka hitondra sy hitantana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2019
Actualités.Fanamboaran-dàlana Misy olana goavana ny famatsiam-bola…

Hentitra ny Vondrona Eoropeanina nandefa taratasy ofisialy niantefa tamin’ny fanjakana tamin’ny Alalan’ny Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy, Atoa Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
FTT