• Alatsinainy 30 Septambra 2019
Actualités.Afera CEG Analamahitsy Tsy any am-ponja akory ilay atidoha ?

Misy resaka mivoaka amin’izao fa tsy migadra any am-ponja velively ilay heverina fa tena atidoha izay voarohirohy tamin’ny raharaha famarotana ny tany misy ny CEG eny Analamahitsy. Anisan’ireo naiditra am-ponja vonjimaika izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Actualités.Parlemantera Panafrikanina Mitaky ny fampiharana ny satan`i Malabo

Tonga nitsidika an`i Madagasikara ny delegasionan`ireo parlemantera « panafricain » (PAP) izay tarihan`ny filoha Roger Nkodo Dang.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Actualités.Kariera Bekisopa Tafiditry ny politika maloto

Niakatra eto Antananarivo ary mitaraina ireo mpitrandraka madinika noho ny afitsoky ny andian’olona milaza ho avy amin’ny fitondram-panjakana miaraka tamin’ny polim-pirenena misahana ny harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2019
Actualités.Asa ratsy amin’ny fesiboky Lasibatra ny anaran’ny praiminisitra

Nanamafy ny fanambarana efa nataony ny eiadidian’ny Primatiora manoloana ny fampiasana ny anaran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta amina asa fisolokiana samihafa, indrindra fa ny tambajotran-tserasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2019
Actualités.Ampandrana Bel’Air Nisokatra nanomboka omaly ny “PHO Resto”

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 25 septambra 2019 ny “PHO Resto” etsy Ampandrana Bel’Air.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Actualités.Bokan-trosa 1600 miliara Ar ny Jirama Hakarina tsikelikely ny vidin-jiro…

Vita ny fanadihadiana lalina nataon’ny Cabinet Castalia Limited hoenti-mamantatra ny tena olan’ny orinasam-panjakana Jirama hahafaha-manarina azy io.

Hamaky ny tohiny
FTT