• Alarobia 02 Oktobra 2019
Actualités.Antananarivo Tanteraka ny velirano…

Dibo-drano tanteraka sahady ny faritra maro teto Antananarivo vokatry ny rotsak’orana omaly talata 1 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Actualités.Minisiteran’ny fiarovam-pirenena Hirosoana ny fikolokoloana ny ara-panahy

Nisy ny fiofanana natolotry ny delegasiona Amerikanina ireo mpitaiza ny ara-panahin’ny miaramila.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Actualités.Ampamoaka amin’ny facebook Hitory an’i Fleury R ny depiote Siteny

Siteny Randrianasoloniaiko hitory an’i Fleury Rakotomalala amin’ny fitsarana eto Madagasikara sy any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Actualités.Varotra sy ny asa tanana Hampiasaina ny antontan’isa avy amin’ny Instat

Nanambara ny minisitry ny varotra fa hampiasa ny antontan’isa avy amin’ny INSTAT amin’ny fandrindrana sy ny fanaraha-maso ny vidin’entana eny an-tsena nandritra ny fifanarahana natao teo amin’ny minisiteran’ny varotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2019
Actualités.Valan-javaboaharin’Ankarafantsika Ala an-jatony hekitara ravan’ny afo

Manodidina ny 572 ha no voalaza fa may tao amin'ny valanjavaboahary Ankarafantsika teo anelanelan'ny 12 hatramin'ny 19 septambra teo, raha ny vaovao niparitaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2019
Actualités.Orinasa Jirama Ny Tetezamita no tena namotika azy

Misokatra ny fandraisana ny dosie sy antontan-taratasy ho an’ireo maniry ny Tale Jeneraly sy Tale Jeneraly lefitra ho an’ny orinasam-panjakana JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
FTT