- Alarobia 16 Oktobra 2019
Actualités.Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta
Voarohirohy amina kolikoly avo lenta an-jatony miliara ariary Rtoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne Léonard na Peta.
Hamaky ny tohinyVoarohirohy amina kolikoly avo lenta an-jatony miliara ariary Rtoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne Léonard na Peta.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe tao anaty herinandro maromaro ny fanaganana tanàna vaovao eny anivon’ny fiarahamonina. Samy maneho ny heviny ireo mpanao lalàna:
Hamaky ny tohinyMarina ny tenin’ny filoham-pirenena, ny minisitry ny fitsarana ary ny Amnesty international, hoy ny mpahay lalàna Olala na Willy Razafinjatovo,
Hamaky ny tohinyNosokafana omaly ny hetsika mitondra ny lohateny hoe “Festival inclusive pluridisciplinaire” andiany voalohany izay hifarimbonan’ireo olona manana fahasembanana sy tomombana ara-batana etsy amin’ny Parvis Analakely.
Hamaky ny tohinyNijanona nanampy ary nitondra ireo maratra mafy ao Maevatànana ny miaramila ao amin'ny ZRPS DELTA omaly raha nahita lozam-pifamoivozana tamin'iny lalam-pirenena faha efatra iny.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fihetsika tsy manara-dalàna, tsy manaja ny zon’olombelona,
Hamaky ny tohiny