• Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka Manondrana ny fanjakana

Diso daty ny taratasim-panjakana, toa namboamboarina haingana mba hilazana fa efa ela ny fanjakana no nampahafantatra ny hisian’ny tetikasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Boriborintany faharoa Mahavita « bulettin de naissance » 500 isan’andro

Mahavita « bulettin de naissance » 400 ka hatramin’ny 500 isa isan’andro ny eo anivon’ny boriborintany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Sefo fokontany vao notendrena Nandrahona sy nandroaka mpitam-bola

Alahelo, an-dranomaso, niteraka aretim-po teo amin’ity mpitam-bolan’ny fokontany iray, ao amin’ny boriborintany fahatelo ity, ny fihetsika nataona sefo fokontany iray vao notendrena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Chef Mariette « Adino ny sakafo tena Malagasy »

Humberger,frites, pizza ! izany no vetivetesin’ny Malagasy maro ankehitriny rehefa miresaka mahakasika ny sakafo. Takona ary tsy hita intsony ny ankamaroan’ny tena sakafo Malagasy ary na ny haninkotrana izay maha-izy azy ny Malagasy aza tsy misy mihinana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Tarika Mahaleo Nodimandry i Fafah

Nodimandry omaly alahady 20 oktobra tetsy amin’ny Hopitaly HJRA Ampefiloha teo amin’ny faha-65 taonany Rajaonarison Famatanantsoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Nitaraina fa tsy mba nisy mpitsetra Raim-pianankaviana maty teo an-dalana

Raim-pianakaviana sahabo eo amin'ny 60 taona no maty tampoka ny sabotsy 19 oktobra tamin'ny sivy ora maraina teo amin'ny kihon-dalana iray ao amin'ny fokontany Avaradrova avaratra kaominina ambonivohitra ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT