• Alakamisy 21 Novambra 2019
Actualités.Famonoana 3 mianaka 1 migadra mandra-pahafaty, afaka ny ambiny

Olona iray migadra mandra-pahafaty. Afaka noho ny fisalasalana kosa ireo ambiny voarohirohy tamin’ny vono olona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Actualités.Minisitry ny fizahantany Mpizahatany 500 000 amin’ny taona 2020

Maro ireo fomba hisarihana mpizahatany ho avy eto Madagasikara. Anisan’izany ny fahatongavan’ny sambo lehibe na « paquebot ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Actualités.Fanafenana an’i Tania kely Olona iray nidoboka am-ponja

Nokarohina tamin’ny alalan’ny finday nifampiantsoana no nahafantaran’ny polisy fa tany Antanifotsy i Tania kely ka hita afak’omaly atoandro ary tonga teto an-drenivohitra tamin’ny 5 ora harivan’ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Actualités.Fahavaratra Hisy rivodoza 2 hamely an’i Madagasikara

Rivodoza miisa 2 hatreto no fantatra fa mety hiditra eto Madagasikara, raha ny fanazavana azo avy eo anivon’ny sampana fampahafantarana ny toetry ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2019
Actualités.Ady amin`ny kolikoly Hotsirihana i Madagasikara

Tonga eto amintsika ireo delegasionina roa avy amin`ny Vondrona Afrikanina, ny komitin`ny Vondrona Afrikanina misahana ny kolikoly (CCUAC) sy ny fikambanana ireo rafitra miady amin`ny kolikoly eto Afrika (AAACA),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Actualités.Maitre Olala “Salama saina tsara aho ary hiverina hiasa.”

Mifarana anio zoma 15 novambra 2019 ny sazy nomen’ny avy eo anivon’ny holafitry ny mpisolovava ho an’ny mpahay lalàna,

Hamaky ny tohiny
FTT