• Alarobia 18 Desambra 2019
Actualités.Fampandrosoana Vonona hizara ny traikefany ny Indianina

Nanatanteraka fitsidihana tamim-pomba fifanajana ny filohan’ny antenimierandoholona Rivo Rakotovao sy ny mpiara-miasa aminy ny Mavoivohon’i Inde Abhay Kumar omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Actualités.Nosy manodidina « Azo alaina ao anatin’ny 3 taona »

Aleo tara toy izay tsy misy ny fitakiana ireo nosy manodidina na nosy malagasy, hoy ny avy eo anivon’ny sendikan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Actualités.Afera 6 miliara ariary Lasibatry ny sonia halatra aho, hoy i Maharante

Nambaran’i Maharante Jean De Dieu, minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra tamin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina fa lasibatry ny « sonia halatra »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Actualités.Eddy Boaderozy Gadra 5 taona, lamandy 2 miliara

Dimy taona sazy mihatra ao Tsiafahy ary lamandy roa miliara ariary. Izay no sazy azon’i Eddy Maminirina na « Eddy Boaderozy » noho ny aferana boaderozy anenjehana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Actualités.Fanapoizinana ara-tsakafo Mpanjifa enina saika matin’ny maiônezy

Olona enina narary mafy, saika tsy avotra raha tsy naiditra hopitaly, efa nakaton’ny fitondram-panjakana ireo mpivarotra hani-masaka teny Ambolokandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Desambra 2019
Actualités.Afo be teny Behoririka Nirehitra ny Galerie Mialy

May kila forehitra ny ampahany amin’ny tranombarotra goavana Galerie Mialy etsy Behoririka ampitan’ny mpaninjara solika Shell omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT