• Alatsinainy 03 Febroary 2020
Actualités.Fanafihana ara-informatika 1 hatramin`ny 5 isam-bolana ny fitarainana

10% -15%-n`ny fitarainana tonga eny amin`ny rafitra misahana ny ady amin`ny « cybercriminalité » no mifandray amin`ny fangalarana antontam-baovao na ny atao hoe « PIRATAGE ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Actualités.MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA “Hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny tafika”

Iray andro taorian'ny fandraisany toerana amin'ny maha minisitry ny filaminam-bahoaka azy dia tonga nanome voninahitra ny andron’ny manamboninahitra lefitra tany amin'ny ENSOA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2020
Actualités.Fiara mibahan-dalana Petahan’ny kaominina « taquet d’arrêt » avy hatrany

Raikitra ary tsy misy indrafo ny fanasaziana ireo fiara mijanona amin’ny toerana tsy azo ijanonana eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Actualités.Fandalovan’ny orana tao Midongy Atsimo « Sady nahafaly no nampalahelo »

Voin-kava-mahatratra ny fahatongavan’ny andro ratsy naha tondra-drano teto amin’ny firenena ary miara-miombom-pihetseham-po amin’ireo niharam-boina teto amin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Actualités.Coronavirus Olona 10 tonga teny Ivato mampiahiahy ?

Nisy olona 10 tonga teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato avy any Chine no fantatra fa arahi-maso akaiky raha ny loharanom-baovao iray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Actualités.Roalahy voatifitry ny zandary Tena novonoina ny zanakay,hoy ny fianakaviana

Raharaha nafampana tao Toamasina ny fahafatesana tovolahy miisa 2 antsoina hoe Gaston Gauchy sy Jeannot Nomenjanahary 20 sy 22 taona ny 17 janoary hifoha 18 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
FTT