• Alarobia 05 Febroary 2020
Actualités.Mpitsara nitory mpikabary Hivoaka amin’ny 11 febroary ny didy

Omaly no niakatra fampanoavana tetsy amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy ilay raharaha mpitsara nitory mpikabary noho ny resaka tandra teny amin’ny tarehy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Actualités.Fanenjehana an-dRaoul Arizaka Rabekoto Hiitatra amina minisitera sy olona maro…

Nandraisana fepetra tsy mahazo mivoaka ny sisin-tanin’i Madagasikara na IST ny filohan’ny Federasiona Malagasy ho an’ny taranja baolina kitra (FMF) Atoa Arizaka Rabekoto Raoul.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Actualités.Misy tsy faly ny polisim-pirenena “Olona efa nanimba no tadiavina haverina….”

Misy fitarainana avy ao anatin’ny polisim-pirenena fa misy olona efa Tale misahana ny maha olona (DRH) teo aloha efa nisy olona roa nisolo azy taoriany no tian’ny tompon’andraikitra ambony vaovao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Actualités.Bureau des Doléance - Ambohitsorohitra “Nisoroka ady ara-piarahamonina izahay”

Tsy manana olana amin’ny minisitry ny fitsarana teo aloha, Jacques Randrianasolo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Actualités.Raharaha Tanamasoandro Tsy milefitra ny vahoaka

Niara-nanao santa-bary sy fifampiarahabana nahatratra ny taona ny mponin’Ambohitrimanjaka, Fiombonana, Ankadimanga, Ambohidrapeto ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Mpandeha iray ahiana ho tratry ny Coronavirus

Nahitana tranga ahiana ho Coronavirus teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly, raha ny loharanom-baovao. Andrasana izay mety ho fanazavana ofisialy, fa raha ny loharanom-baovao tsy ofisialy,

Hamaky ny tohiny
FTT