• Alakamisy 06 Febroary 2020
Actualités.Anosimahavelona-Tana IV Lasan’ny Sinoa ny moron’Ikopa

Roso amin’ny fanorenana toeram-ponenana na tanàna vaovao manamorona ny fefilohan’i Ikopa, eny Anosimahavelona Boriborintany faha-4,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Actualités.“Salon AVENIR et FORMATION” Eny Mahamasina ny fotoana rahampitso sy ny sabotsy

Hotontosaina etsy amin’ny Palais des Sports Mahamasina manomboka rahampitso zoma 7 febroary sy ny sabotsy 8 febroary 2020 ny “Salon AVENIR et FORMATION”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Actualités.Fitondrantenan’ny polisy Nampitandrina ny minisitra vaovao

Nanatanteraka fidinana ifotony nihaonany mivantana amin’ireo polisy rehetra eo ambany fifehezany sy ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka ny minisitra vaovao ny Controleur General de Police Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Actualités.Fanodinkodinam-bola 3 miliara ariary Voapaingotra ny “Trésorier Municipal” an’ny CUA

Natolotra ny PAC na ny « Pôle Anti-Corruption » omaly ny raharaha fanodinkodinam-bola teo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Sarona nandritra ny fitsirihana nataon’ny Mpitsirika ankapobeny ara-panjakana (IGE)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Actualités.Fiara haiditra “Fourrière 200 000 ariary isan’andro ny lamandy tsy maintsy aloa

Teboka vitsivitsy no niteraka adihevitra nandritra ny fivorian`ny filankevitra monisipaly omaly ka anisan`izany ny sandan`ny fanagiazana fiara izay 200 000 ariary isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Actualités.Lycée français Ambatobe Mpiasa 140 nanao fitokonana fanairana

Nanatanteraka hetsika fanairana teny amin’ny Lycée Francais Ambatobe, omaly, ny mpiasa miisa 140, frantsay sy Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT