• Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Ady amin’ny Coronavirus Navoaka ny fiara mifono vy

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny MBC Ivato ny « Centre de commandement operationnel » hoenti-mifehy sy miatrika ny areti-mandripaka coronavirus na

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Haino aman-jery manerana ny Nosy Miara-manonja avokoa

Tsy maintsy miara-manonja avokoa ny haino aman-jery rehetra manerana ny Nosy, raha ny toromariky ny fanjakana, izay nohamafisin’ny Tale

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Ankorondrano Nisy mpivarotra gazety nosamborin’ny polisy

Nisy mpizara gazety na “crieur” nosamborin’ny polisim-pirenena omaly teny Ankorondrano omaly. Niantso ny Polisin’ny SUT Tsaralalana noho izany ny Filohan’ny Holafitra na ny OJM Atoa Gérard Rakotonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Coronavirus 17 ireo voa, 15 hafa “wanted”

Misy olona 5 vaovao voamarika fa mitondra ny valan’aretina, raha ny nambaran’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Olona 17 izany no mitondra izany amin’izao fotoana iza, ary arahi-maso akaiky ny fitsaboana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Actualités.Fiatrehana ny Coronavirus Tafahoatra ny fifamonoan’ny samy malagasy

Tena hoe fifamonoana! Izay no azo ilazana ny zava-nitranga ny ampitson’ny kabarin’ny filoham-pirenena malagasy izay nahenoana fa efa tafiditra eto Madagasikara ny areti-mandripaka Coronavirus. Niakatra 50, 100, eny 1000%

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Actualités.Opération Smile 2020 Natao ho an’ny mponina marefo

Rakotra fianakaviana marefo i Madagasikara indrindra manoloana izao areti-mandoza sy mandringana Coronavirus izao. Antony nanaovana ny Opération Smile andiany faha-13 natao tany amin’ny CHRR Hopitaly Atsimo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT