• Alakamisy 02 Aprily 2020
Actualités.Tontolon’ny serasera Haino aman-jery Radio katolika iray norahonana hakatona

Nahazo fandrahonana avy amin’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny Talem-paritry ny serasera sy ny Kolontsaina any Vatovavy Fitovinany ny Radio Katolika Mazava Atsinana na ny Radio Rakama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2020
Actualités.CNARP Tohanana ara-pitaovana mba hamokatra fanafody betsaka kokoa

Misy ireo fanafody novokarin’ny Cnarp ( Centre National d’Application des Recherches Pharmaceutiques) manasitrana ny sotrir’aretina mifanakaiky

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2020
Actualités.Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

www.ketrika. com fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe « ketrika » dia tsy mena mitaha amin’ny hafa tokoa, raha ny eo amin’ny sehatry ny varotra an tserasera na ny « vente en ligne » no resahana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2020
Actualités.Fitokonana sy fitakiana Mafana ny toe-draharaha any amin’ny faritany

Nilahatra nitety tanàna ary avy eo nitokona nanoloana ny lapan'ny tanànan'i Toamasina avokoa omaly maraina ireo mpitondra tuk tuk any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2020
Actualités.Haino aman-jery Manabe fa tsy mampiala voly fotsiny

Amin` izao fihibohana izao dia ny haino aman-jery, indrindra ny televiziona, no sakaizan` ny isan-tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2020
Actualités.Andry Rajoelina « Salama tsara aho… »

Azo tsaboina tsara ny Coronavirus ka tsy tokony hampatahotra, fa ny fiparitahany be no manahirana, hoy ny Filoha Andry Rajoelina ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT