• Alakamisy 09 Aprily 2020
Actualités.Fisomparana ny « Emetteur » Hametraka fitoriana ny Real TV

Ny talata maraina tamin’ny 6ora sy 31 minitra no tapaka tampoka ny fahitalavitra Real TV, fotoana hamerenana ny fandaharana manokana niarahan’io fahitalavitra io tamin’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana, hoy ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Actualités.Fandriana - Amoron'i mania Ravan'ny orambe mikija ny barazy

Rava niongotra hatramin'ny fotony noho ny fijojon'ny orana nandritra ny herinandro izay ny barazy ao Ambatomirojorojo, Fokontanin'Ambohijato Kaomina ambonivohitr'i Fandriana, mpanondraka velaran-tany 450 ha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Actualités.Antananarivo Nitety tanàna ireo fiara mifono vy

Ara-bakiteny ny fahatanterahan’ny teny hoe rava ny tsena omaly teny Analakely, Behoririka, Andravoahangy sy ny manodidina rehetra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2020
Actualités.Fanagadrana an’i Arphine Rahelisoa Niditra an-tsehatra ihany koa ny UPF

Taorian’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) izay mitaky tsy misy fepetra ny famoahana, dia naneho ny heviny ary nanipika ny UPF (Union de Presse Francophone),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2020
Actualités.Antananarivo Hipoka olona hatrany ny maraina

Taorian` ny kabarin` ny filoham-pirenena, izay nilaza fa nitarina 15 andro ny fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana eto amin` ny tany sy ny firenena dia toa lasa fahazarana sisa izany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aprily 2020
Actualités.Frantsay nandao an’i Madagasikara Tsy mahatoky ny rafitra ara-pahasalamana eto…

Sidina manokana avy any Lafrantsa " Boeing 777" no tonga teny Ivato naka ireo teratany Frantsay sy ireo Malagasy sasany mizaka ny zom-pirenena Frantsay nody any Frantsa ny sabotsy 4 aprily teo .

Hamaky ny tohiny
FTT