• Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Fahatongavana teratany Sinoa Nisavorovoro ny tany Mitsinjo

Efa lasa miteraka tebiteby amin` ny vahoaka Malagasy ity aretina “coronavirus” ity ka rehefa mahita teratany vahiny dia lasa miteraka savorovoro tsy fidiny indrindra moa any amin` ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Actualités.Fampielezana vaovao tsy marina Tovovavy iray nampidirina am-ponja vonjimaika

Voasambotry ny sampan’asa miady amin'ny heloka an'habaka na ny “Service de lutte contre cybercriminalité” an’ny zandarimaria ny tovovavy iray voatonona ho ati-doha nikotrika ilay horonam-peo naparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Actualités.Maitre Olala “Manely resaka diso ny mpitondra”

Tsy ambony tsy ambany toy ny lohalik’alika ny raharaha Arphine Helisoa ankehitriny, raha ny fanazavan’ny mpisolovava azy, Willy Razafinjatovo na maitre Olala

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Actualités.Fidel razarapiera « Vavolombelon ny tantara aho »

Nabaribarin ny depiote Fidel Razarapiera omaly fa niara niasa tamin ny tompon’ ny viva izy raha nakaton’ny fanjakana tamin’izany fotoana io haino aman-jery io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Actualités.Serge Zafimahova « Tsy mangarahara mihitsy ilay fitantanana »

Natao fihibohana ny olona tonga tamin’ny fiaramanidina, ary tsy izaho no mandainga fa ny filoham-pirenena no niteny fa 3000 avy eo taty aoriana lasa 5000.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Actualités.Amnesty international « Tokony avoaka haingana i Arphine Helisoa ! »

Anatin’izao fotoanan’ny hahamehana ara-pahasalamana izao dia misy mpanao gazety tanana am-ponja vonjimaika, hoy ny avy eo anivon’ny Amnesty international tao anaty fanambarany omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT