• Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.Fiarovana an’i Arphine Niala an-daharana ry Maitre Olala

Raha vao niseho iny raharaha iny, dia niantso anay Atoa Gérard Rakotonirina Filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety na ny OJM satria izay no fanao rehefa misy mpanao gazety lasibatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.TENCE MENA Afaka tanteraka tamin’ ny toaka

Anisan’ireo olona tsy dia nahatsapa loatra izany hasambarana anaty sy ny vokatra tsara entin’ny legioma amin’ny vatana izany i Tence Mena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Ratsy toerana i Madagasikara

Tsy mihetsika eo amin’ny laharana faha-54 amin’ny 180 i Madagasikara amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.Polisim-pirenena Manentana mialohan’ny hanasaziana

Mba hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID-19 sy ho fampiharana ny fepetra fanaovana aro tava dia manohy ny fanentanana eny anivon’ny faritra ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena. Anjaran’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.Taratasy voarain'ny Filoha Avy any Frantsa kay !

Ny 8 aprily no nilaza ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina fa nisy ny taratasy voarainy ny 24 martsa maneho fa manana fanefitra hahafana mandresy ny coronavirus i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Actualités.Fampodiana ireo Frantsay sy Eoropeana Fiaramanidina roa no ho tonga eny Ivato

Fiaramanidina miisa roa be izao no haka ireo teratany Frantsay sy Eoropeana eto Madagasikara ato ao anatin’ny roa andro.

Hamaky ny tohiny
FTT