• Zoma 08 Mey 2020
Actualités.Fiangonana FLM Ho « Distributeur » n’ny Paositra Money

Vita tamin’ny alatsinainy 04 mey 2020 teny amin’ny foiben’ny fiangonana FLM teny Isoraka ny Sonia fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny fiangonana FLM sy ny Paositra Malagasy amin’ny hampiasan’ity farany ny tolotra Paositra Money

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Actualités.Vehivavy Malagasy any Koweit 200 ireo efa miandry fampodiana

Vehivavy Malagasy miisa 200 niasa tany Koweit no efa miandry ny fampodiana azy eto an-tanindrazana fotsiny amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Antarandolo Fianarantsoa Zaza menavava nisy nanary teny amin’ny lalamby

Zaza menavava efa tsy nisy fofon’aina intsony no nisy nanary teny amin’ny lalamby, ambanin’ny làlana mankeny amin’ny EPP Antarandolo Fiarantsoa ny Talata maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Gaëlle Borgia Mpanao gazety malagasy nahazo ny Pulitzer 2020

Ny mpanao gazety malagasy, Gaëlle Borgia, no nahazo ny loka Pulitzer 2020, ho an’ny sokajy International Reporting.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Tsy fandoavana hofan-trano Frantsay iray voasambotra teny Ivato

Lehilahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP1 Analakely teny amin’ny faritry ny seranam-piaramanidina Ivato ny talata 05 mey teo raha nikasa handositra rehefa tsy nahaloa ny hofan’ny trano fandraisam-bahiny izay nitoerany teto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Maitre Olala “Tsy manaraka ny fenitry ny lalàna ny fanafahana an'i Arphine”

Tsy anjaran’ny filoham-pirenena fa an’ny fitsarana no tokony hamoaka ny mpanao gazety, Arphine Helisoa, hoy ny mpisolovava, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala.

Hamaky ny tohiny
FTT