• Alatsinainy 11 Mey 2020
Actualités.Toamasina Nitondra olona an-tsokosoko ilay kamiaon'ny tafika

Kamiaon’ny tafika iray no saron’ny mpitandro ny filaminana tany Toamasina nitondra olona nikasa ny hiazo an’Antananarivo ny faran’ny herinandro teo raha voarara tanteraka izany noho ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Actualités.Toamasina Nitondra olona an-tsokosoko ilay kamiaon'ny miaramila

Kamiaon’ny miaramila an’ny prezidansa iray no saron’ny mpitandro ny filaminana nitondra olona nikasa ny hiazo an’Antananarivo ny faran’ny herinandro teo raha voarara tanteraka izany noho ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Actualités.Fiaramanidina raitran’ny Afrikanina Ahatsiarovana ny Force One

Manaitra ny maso sy misintona ny saina hanao fampitahana ny mahita ireo fiaramanidina ana fanjakana Afrikanina nifanesy tonga teto Madagasikara naka ilay tambavy Covid-Organics.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Actualités.RTV Record Anosizato May ny ampahan'ny fitaovana

May ny ampahan’ny haino aman-jery RTV RECORD etsy Anosizato Atsinanana. omaly maraina tokony ho tamin'ny 07h30 teo ho eo no nitrangan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Actualités.Tsy fandoavana sarana hotely Nahazo fahafahana vonjimaika ilay vazaha

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay teratany vahiny tsy nandoa sarana hotely mitentina 5.223.820 ariary raha toa ka nivahiny tamina hotely iray teto Antananarivo nanomboka ny 31 martsa ka hatramin’ny 24 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Mey 2020
Actualités.Roland Ratsiraka “Ampitomboy ny fitiliana, ajanony ny fihibohana"

Namaivay ny tsikera nomen’ny depioten’i Toamasina I, Roland Ratsiraka, ny fitondram-panjakana nandritry ny fandraisam-pitenenany tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT