• Alakamisy 14 Mey 2020
Actualités.Fiainan’i Zoto 5 mianaka Raikitra ny adihevitra sy fifamaliana

Nambarana manamboninahitra iray tao amin’ny tambajotran-tserasera ny ahiahiany momba an’i Zoto 5 mianaka izay sao sanatria ho mpisoloky i Zoto mampiasa ireo zaza mba hitserana azy?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Actualités.Fanolanana sy fibodoabana fananana teny Ivato Hiakatra fitsarana anio ny raharaha

Hiakatra fitsarana anio eny amin’ny tribonaly etsy Anosy amin’ity anio ity ilay raharaha fibodoana fananan’olona nitohy tamin’ny fanolanan-jaza nitranga teny Mandrosoa Ivato ka nampitaraina ny renim-pianakaviana isan’ny lasibatra tao anatin’izany ny 8 martsa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Actualités.Faritra SAVA Kamiao iray tratra nitondra hazo tsy ara-dalàna

Tratran’ireo tompon’andraikitra Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ireo miparitaka eny ifotony amin’ny fanaraha-maso ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Actualités.Tonga eto Iarivo ry Zoto 5 mianaka 12 000km natao herintaona…

Nigadona teto Antananarivo omaly 12 mey, ry Zoto 5 mianaka, rehefa avy namakivaky tanàna maro niainga tany Vangaindrano. Randrianarison Maurice na « Zoto » mivady, dia avy any Vangaindrano fa monina any Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Actualités.Morondava Tratra ilay lehilahy namono ny reniny

Lehilahy iray 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny CSP Morondava ny 09 mey lasa teo tany an-toerana noho ny famonoana an-dReniny izay niteraka azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Actualités.Fanamelohana ho faty aty Afrika Firenena 19 amin’ireo 55 no efa nanafoana azy

Firenena miisa 15 miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay no nandray anjara tamin’ny alalan’ny “visio-conference” nokarakarain’ny AFCNIDH na ny fikambanan’ny vaomieram-pirenena mahaleontena misahana ny

Hamaky ny tohiny
FTT