- Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Tafika Malagasy Miaro hatrany ny vahoaka sy ny fananany
Laharam-pahamehan’ny Tafika Malagasy ny fanamafisana ny fandriampahalemana na dia eo aza ny ady amin’ny Covid-19.
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehan’ny Tafika Malagasy ny fanamafisana ny fandriampahalemana na dia eo aza ny ady amin’ny Covid-19.
Hamaky ny tohinyNa dia tsy mbola tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina aza isika eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyTena mafy ny fiainana. Manampy izany ny fahasahiranana ateraky ny fihobohana hany ka maro ireo tsy miverina intsony ny sainy na manaotao foana mihitsy.
Hamaky ny tohinyFiara Camion Plateau miloko mena mitondra ny laharana 8040 TAE no nanaovan’ny mpitandro filaminana fampikarohana nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyNa dia mbola tsy ahitana olona mitondra ny tsimok’aretina coronavirus aza any amin’ny Faritra DIANA dia efa hentitra sahady ny fanaraha-maso ny
Hamaky ny tohinyNisokatra tamin'ny fomba ofisialy io omaly maraina io ny "guichet automatique de certificat de situation juridique et Plan " ho an' ny distrikan` Atsimondrano. Manomboka izao arak'izany,
Hamaky ny tohiny